Insolite

VIDEO. Une femme malgache s’énerve contre son ex-mari en plein public

Une femme malgache profite d’un embouteillage pour s’énerver contre son ex-mari. Elle affirme, devant un groupe de passants curieux, que la voiture qu’il est en train de conduire lui appartient et qu’il s’en sert pour séduire sa petite amie, qui elle aussi, serait déjà mariée. Excédée, elle révèle ensuite que l’homme est diacre à l’église.

S’abonner
Notification pour
guest

16 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Andry Ratovo

lol

Masy Anglade

Mifanala baraka ohatr’izao no hain’ny gasy…. Maninona no tsy alamina any an-trano any ny olana, fa io no aseho vahoaka eo! Dia ilay vehivavy mieritreritra fa dia mety ny ataony.

Avosoa

alamina any antrano aona fa efa ex nge io eh.dikan’zany efa tsy miray trano tsony reo ary tokony efa voazara ny fananana ka tsy tokony hikafara tsony le madama à moins que oe mbola …………………na izany aza tsy matotra le mifanala baraka fa samia mitondra ny fiainany de milamina ny tany.ok

Ray Carole Sonia

Tena Tsy vahaolana zao Mme oh

Ozireh Onim

Laolina

Charles Jacques

Tena vaovao hampandroso firenena…

Sheki Andria

Tsy hoe miaro azy aho fa sao dia mba tofoka be amin’ny fampirafesan I rangahy izy…mety efa aman taonany maro dia io sisa no hitany hamoahana ny ao am pony sy vengeance-ny mafy koa ny manjo azy….cela dit d un côté d’accord aho hoe tsy mety

Sheki Andria

Ka mety hanenenany anie io avy eo fa eo izy sous l emprise de la colère ka elle n est pas maîtresse d’elle même….la colère est une courte folie et je pense pas qu elle a prémédité ….mafy anie zany mahatratra ny vadinao sy ny sipa ny anaty tomobilina zany e….hanenenany io mais faut pas la blâmer non plus

Nambinina Rakotomandimby

Sous l’emprise de la colère on fait beaucoup de bêtises. Mba afaka aloha ny fony ary mbola afaka mitory izy fa ny zavatra nataony tsy manome halalana ny mpamily hanitsy azy @ fiara… raha izaho no eo amin’ny toerany tena taritiko lavitra be io rehefa voahitsaka ihany.

Sheki Andria

Marina mihitsy

Masy Anglade

Sheki Andria … Izaho aloha tsy nijery ilay video, ny article fotsiny no novakiako. Amiko na inona na inona antony…. Tsy tokony haseo vahoaka ny fahatezerena; sady manala baraka tena; indrindra raha manan-janaka ianao; dia ianao sy ny zanakao no afa-baraka voalohany

Toky Razafinimanana

Ka ilay madama efa tsy mieritreritra ny tenany intsony ka. Efa afa baraka foana izy ampirafesin’ny vadiny imasom-bahoaka , raha ny filazany dia na ny fananan’ny ray amandreniny ary nalain’ilay bandy. Tonga ilay phase de désespoir. Manao izay tsy eritreretina . Tsy vahaolana izao fa manala ny ao ampo. Izaho lehilahy fa tsy miaro ilay bandy a! Sady tsy mahafantatra an’ilay vehivavy. Misy miady mivady ao antrano, manomboka henon’ny ankizy,mihitatra kely dia ren’ny manodidina, dia mihitatra eo alohan’ny namana…tonga any amin’izao, ihany ny farany a!

Niv Malala Steven

zao lay oe feno ny kapoaka, sady toa mitsoaka sy miafina azy miaraka @ io fiara (zay misoratra @ io Mme io hono) lay rangahy d teo no tratrany ka d nararaotiny namoahana ny tao ampony, marina oe tsy mety am gasy fa ny tokantrano tsy ahahaka nefa mety efa tena desesperée izy… grave lou e!

Masy Anglade

Niv Malala Steven …. Dia ny ankizy no tsinjovina e! Ny zanany ve dia ho faly hahita azy ohatr’izao…. Tsisy te hoe eo @ toerany; fa betsaka no efa teo @ toerany sy mbola ho eo…. Fa tsy manome rariny azy aho aloha e!

Niv Malala Steven

Masy Anglade, marina b lay oe afa baraka izy, mampalaelo ny zanany ary za tsy miteny oe mety zao ataony zao fa somary mi comprendre kely azy fotsn ah oe mety efa tena mafy loatra lay zakainy d io no mba itany sy hainy hiononan’ny tenany… fa io alou d b ndray no hianatra an’io e! hihihi

Tony Ratix

lol ! la honte