VIDEO. Voici comment on traite les prisonniers à Madagascar

La malnutrition peut transformer une peine de prison en une condamnation à mort. Près d’un détenu malgache sur deux souffre de malnutrition modérée ou sévère. En 2015, plus de 9 000 détenus, identifiés comme souffrant de malnutrition, ont été traités dans le cadre d’un programme alimentaire d’urgence visant à remettre sur pied cette population très vulnérable et prévenir les décès liés à la malnutrition.



S’abonner
Notification pour
guest

1 Commentaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
HARINIAINA Jean Luc

Tena mahaksika ny zorontranoko mintsy ty resaka ity. Ady hevitra lava be ary tsy vitany fanehoan-kevitra eto fotsiny fa tena mila dinihina lalina be. Maro be ireo antony mahatonga an’io tsy fahampian-tsakafo io, fantatro loatra matoa aho miteny. Na izany na tsy izany koa anefa dia mba tsara dinihina ihany koa oe otrinona moa no atokan’ny fanjakana @ famahanana ny voafonja rehetra eto Madagasikara??? Tsy ho lazaina akory ny ho enti-manana omena ny Mpandraharaha ny Fonja hoentina hanatanterahany ny asany??? Adihevitra lava hoy aho, fa raha ilaina dia omena eto @ fotoana mahamety azy ny antsipirihany….Mbola hitohy….