VIDEO. Une superbe cover de « Madagasikara Tanindrazanay » avec un ukulele

  • 71
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
    71
    Shares

Madagasikara, Tanindrazanay
Tany sarobidy masina sy soa
Lova soa nomen’ny Razanay taloha
Maty ho anao ny tena lazanay

Mitsangana ry tanora
Mitsangana aza manana ahihahy
‘Zao no andro sady ora
Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy

Isika rehetra izao, akanga miara-dia
Tsy azo kotabaina na ravana koa
Ka hitomboan-dahy hiasa re satria
Io no loharano fototry ny soa

Malagasy ô, handeha hifankatia
Ho mpiralahy tena iray tampo
Ny mifankahala ataovy sanatria
Tena iray tokoa, ny saina sy ny fo

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

error: